|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fiompy |
| Fototeny | 2ompy |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina miompy, izany hoe mamelona sy miahy ary mikarakara biby.
5Ompiana matetika: Biby fiompy. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Ce qu’on élève, ce qu’on soigne, la manière de soigner.
[1.3#465] |
| Ohatra |
7 Mila misotro rano madio ny biby fiompy.
[2.117#]
8 Fa indrindra, misy tsenan' omby any, ka ahafahan'ny olona mivarotra na mividy io biby fiompy io. [2.606#] |
| Voambolana | 9 Toe-karena: fiompiana |
| Kamban-teny rehetra | 10biby fiompy |
| Fivaditsoratra | 11 fiompy, 12 mpifoy, 13 mpiofy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/09 |
|