|
|
|
|

Teny iditra 1  ompiana
Fototeny  2 ompy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Velomina sy ahina, karakaraina: Omby telo ary gisa folo no ompiany any antsaha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be reared, to be brought to maturity. Used of domestic animals and fowls. [1.2]
Ohatra  6  Mba marina tokoa anefa ny azy, satria noho izany, dia mba nanana fidiram-bola hafa noho ny vidim-bokatra na ny vidin' ny vorona ompiana izahay. [2.472#31]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how ompiana
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 anampio, 14 iompana, ompiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/28