|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fifamofoana |
| Fototeny | 2fofo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fangatahan' ny zazalahy iray zazavavy amin' ny ray aman-dreniny ho vadiny araka ny fombafomba rehetra fanao amin' izany.
[1.1] |
| Ohatra |
5 Raha nihantsona teo amin' ny fifamofoana fotsiny izy, dia fifamofoana.
[2.5#]
6 Ilay zazavavy tsotra koa nankasitraka rahateo, ka dia natao ny fifamofoana. [2.499#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|