|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fibedibedena |
| Fototeny | 2bedibedy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fimenomenonana miverimberina.
5Fananarana na faniniana lavareny tsy an-kiato. 6Firediredena, fitenitenenam-poana tsy misy heviny. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7L'action de parler ou gronder à tort et à travers.
[1.3] |
| Ohatra |
8 Fa halaviro ny fibedibedena foana;
[2.996]
|
| Tovy hevitra | 9fibedibedesana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|