|
|
|
|

Teny iditra1 fibedibedesana
Fototeny  2bedibedy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fimenomenonana miverimberina.
5Fananarana na faniniana lavareny tsy an-kiato.
6Firediredena, fitenitenenam-poana tsy misy heviny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7L'action de parler ou gronder à tort et à travers. [1.3]
Tovy hevitra  8fibedibedena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12