|
|
|
|

Teny iditra1 fiaran-dalamby
Singan-teny  2fiara, 3lalana, 4vy
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Karazana fiara entina eton-drano na maotera saingy manana lalana manokana, dia tsoriam-by roa mitovy elanelana hatrany izay atao hoe lalamby; ny fiarandalamby dia antsoina koa amin'ny anarana mahazatra hoe lamasinina. [1.1]
Ohatra  7 Ny fiantontatontan' ny fiarandalamby no toa! [2.470#]
8 Asa lahy, na halemem-panahiny, na fitiavany hamalifaly ireto tily pariziana mizaha tany, fa toa izay tian-dry zalahy tily no narahiny fa tsy ny famantaranandrony isaky ny miainga eo amin' ny gara ny fiarandalamby. [2.356#]
Voambolana  9 Fizahatany

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11