|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fiarakodia |
| Singan-teny | 2fiara, 3kodia |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Anarana omena ny fiara misy kodiarana efatra mandeha amin' ny maotera izay ampandehanina kosa amin' ny lasantsy na gazoaly.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a carriage, a chariot, a wagon, a chaise..
[1.2] 7an automobile. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8automobile.
[1.8] |
| Ohatra |
9 Nijanona tsy lavitra ilay fiarakodia.
[2.472#]
10 Najanony ny fiarakodia kely 2 CV nitondra ahy. [2.356#] 11 Nisy fiarakodia iray tamy somary nandeha mafy. [2.4#] |
| Voambolana | 12 Fitaterana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|