|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fianakaviana |
| Fototeny | 2anakavy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fitambaran' ny ray sy ny reny ary ny zanaka' izay antsoina koa hoe mpianakavy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5the relationship of the various members of a family..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6famille.
[1.54, 1.5] 7la parentèle. [1.5] |
| Ohatra |
8 Tsy nisy sahy nanohina ity zavatra nampihevaheva ny fianakaviana.
[2.499]
9 Ny tavela ao an-trano no manao ny asan' ny fianakaviana amin' izany. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 12 Fifandraisana: fianakaviana |
| Kamban-teny rehetra | 13Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Lahatsoratra | 14Randzavola: fianakaviana ao amin' ny Baiboly (=> ankohonana) |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|