|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anakavy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3anabavy.
[Tambahoaka, Taisaka, Betsimisaraka, Bezanozano]
[1.78] 4anabavy, rahavavy. [Taimoro, Sihanaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a man's sister.
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6[racine de mianakavy et fianakaviana].
[1.5#61] 7soeur. [Tankarana] [1.19] 8soeur ou cousine. [Betsimisaraka] [1.78] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 12 Fifandraisana: fianakaviana |
| Fivaditsoratra | 13 akavina, 14 anakavy, 15 Ankavia, ankavia, 16 avanika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|