|
|
|
|

Teny iditra1 fe-taona
Singan-teny  2fetra, 3taona
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5A limited term.. [1.2]
6a time limit. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7limite de temps. [1.8]
Ohatra  8 Ary raha efa lany ny fetaona sy ny fe-bolana nifanaikena dia miala izy. [2.366#]
9 Raha tokony ho niety, 1 Ny Goverinor, mba hasiana fetaona no honènany; [2.59#]

Fivaditsoratra  10 antefao, 11 fañetoa, 12 fe-taona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12