|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fary raiki-bololona |
| Singan-teny | 2fary, 3raikitra, 4vololona |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6fary mbola miaraka amin'ny tendrony misy ny raviny sy ny vololon-draviny ka entina amin'ny famorana sy ny alavolonjaza ary ifandrombahan'ny vehivavy maniry hiteraka.
[1.1] |
| Ohatra |
7 dia maka fantàka hitsitsihana; dia maka fary raiki-bololona; dia maka volotara hatao oha-jaza
[2.48]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|