|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fary
Sokajin-teny  2 kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  3a particle expressing the certainty of what one has given utterance to: Certainly, That is true, Is it not so?. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4c'est vrai.. [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (2/2)5 fary
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7Zavamaniry toy ny bararata ny habeny, misy vaniny sy tonony, ary fifiaka fa mamy ny ranony ka mahatonga azy hanaovana siramamy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8the sugar-cane.
9Used formerly in the ceremony of circumcision.
10Saccharum officinale, L.
11[Friendly Is.
12poria (?).] Same as fisika. [Sakalava] [1.2]
13sugar cane. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14canne à sucre. [1.8]
15Nom général de la canne à sucre, Saccharum officinarum L.
16(Poaceae).
17On en cultive de nombreuses variétés portant chacune un nom spécial.
18
-- Dans le centre (merina, betsileo) farimanga : canne à tige violette ; farifisoitra : à tige épaisse, riche en sucre, particulièrement appréciée pour être mangée fraîche ; farigasy (gasy est l'abréviation de malagasy : malgache) : à tige mince avec noeuds peu marqués, anciennement introduite ; farivazaha, au contraire, pour les variétés améliorées d'introduction récente.
19Le nom de fari-maola ne désigne pas une variété particulière mais la canne lorsqu'elle est utilisée dans les cérémonies rituelles : circoncision, première coupe des cheveux d'un enfant, etc.
20
-- Sur la côte Est (Betsimisaraka) : barikavany, farimainty, canne à tige noire ou violet foncé ; farimbazaha variétés d'introduction récente ; farivolo, à tige jaune clair, autrefois très répandue.. [Merina, Betsileo, Sihanaka, Betsimisaraka, Sakalava] [1.196]
21canne à sucre. [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  22 mamy ihany ny fary, fa toa hazo; [2.69]
23 Akondro na fary no mba nentiny nody! [2.356]
Voambolana  24 Haizavamaniry: ahitra
Kamban-teny rehetra  25Fikambanana 22 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  26 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  27 fary, 28 fira, 29 rafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02