|
|
|
|

Teny iditra1 vololona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Tsimoka mitrebona voalohany; ravina malemy izay miseho eny amin' ny tendron' ny hazo.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4Nom général du bourgeon terminal bien différencié et roulé en spirale de certains végétaux : Arecaceaes, bananiers, bambous, etc.
5Ce nom est également donné aux grandes Poaceae fourragères ou comestibles (à tige sucrée). [1.196]
Ohatra  6 tsy fary aho ka ho be vololona [2.69#0]
7 Ravololona no ho anarany, fa hazo be vololona no nakana azy [2.588#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  9 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02