Teny iditra | farimaola | |
Singan-teny | fari- (fary) ; maola | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anarana iantsoana ilay fary entina mihazakazaka ka enjehina mba ho azo raha misy hasoavana, toy ny fakam-bolon-jaza na ny fandidiam-poitra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Sugar-cane used either in the ceremony of circumcision, or on the first cutting of a child's hair. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/04 |