Teny iditra | fari-pivelomana | |
Singan-teny | fari- (faritra) ; fivelomana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Vola miditra isan-taona amin'ny olona iray ao amin'ny firenena iray araka ny sandam-bola marina eo amin'ny firenena misy azy [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Niveau de vie [1.13] | |
Tovy hevitra | fari-piainana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10 |