|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 faridanonana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fahazavana hita misoritra manodidina ny volana indraindray.
[1.1] 4faribolana. [Sihanaka] [1.78] |
| Tsipelina hafa | 5fari-danonana |
| Kamban-teny rehetra | 6Faridanonana |
| Teny iditra (2/2) | 7 Faridanonana |
| Singan-teny | 8faridanonana |
| Sokajin-teny | 9 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Ohatra |
10 Araka ny filazan' i faridanonana dia avy amin' ny anaran' ny mpanazary Rona no niavian' ny anarana hoe Androna.
[2.508#]
|
| Voambolana | 11 Haisoratra: mpanoratra 12 Tantara: olona |
| Asa navoany |
13 Rantimbolaña - Dictionnaire Tsimihety |
| Fivaditsoratra | 14 faridanonana, Faridanonana, 15 ifanandroana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|