|
|
|
|

Teny iditra1 faravavy
Singan-teny  2fara, 3vavy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Ny vavy farany indrindra amin' ny zanaka vavy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6[vavy, feminine.] The youngest daughter in a family; a word frequently retained by such daughter as a proper name.. [1.2]
7the youngest daughter. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8la fille cadette. [1.8]
Ohatra  9 Ny zokiny taminay fito taona sy tapany, ary ny faravavy herintaona sy tapany. [2.356#]
10 Io osy vavy io no namelona anay, ilay zandrinay faravavy vao teraka sy izahay ankizy rehetra. [1.369#]
Voambolana  11 Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12