|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanintontsintona |
| Fototeny | 2sintontsintona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra ka tsy mahatsiaro tena izy amin' izany.
5Aretina mampikainkona ny hozatra sy ny rantsambatana tsy araka ny sitrapo. [1.1] |
| Voambolana | 6 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 7fanintona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|