|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fangitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3soritra na kiaka hita miharihary toy ny hohadina na nokiahina lalina.
4Ny faritra dia ilazana ny soritra fotsiny na mazava na manjavozavo, na fizarana an-tsaina fotsiny aza. 5Amin' ny fizarana tanimboly, tanimbary ho an-olona samy hafa dia tena fangitana, fa tsy faritana fotsiny.. [1.10#F.339] 6Faritra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7a curved mark or sign, a curved outline, a boundary, an indication.
8It is not used of a parallelogram. 9See faritra. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10contour, délimitation, circonscription.
[1.3#147] 11coordonnées. [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 28 Matematika: alijebra |
| Kamban-teny rehetra | 29Fikambanana 16 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 30 fangitra |
| Sokajin-teny | 31 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
32tapaka (volondoha).
[Taimoro]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 33 fangitra, 34 fitranga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|