|
|
|
|

Teny iditra1 fangitana
Fototeny  2fangitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Faritana: Efa nofangitanareo ve ny tanimbary nomen' i Dada sy Neny anareo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be marked out.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6Qu’on délimite: Tsy mbola nofangitana ny tanimboly (Le champ n’a pas encore été délimité). [1.3#147]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 fanangita, 12 fangitana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12