|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanaonao |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe fanao |
| Ohatra |
3 fanaonao hatry ny fony ianao mbola tanora ny tsy mihaino ny teniko
[2.996#30.22.21]
|
| Teny iditra (2/2) | 4 fanaonao |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Ohatra |
6 Atsaharo izany fomba tsy mety fanaonao izany
[1.1#124]
7 Dia hoy ilay nanontany : "Lazao àry ny fanaonao. [2.69#232] 8 araka ny fanaonao sy ny asanao no hitsarana anao [2.996#10.3.25] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 anafoano, fanaonao |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/05/03 |
|