|
|
|
|

Teny iditra1 fanantenana
Fototeny  2antena
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny anglisy  4hope, expectation. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5l'espérance, l'attente, celui dont on espère. [1.3]
6espoir, espérance. [1.8]
Ohatra  7 Velona ilay fanantenana! [2.356]
8 Diso fanantenana anefa aho. [2.4]
9 Mahabe fanantenana izay efa hitako. [2.499]
Voambolana  10 Ontam-po
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  12 fanantenana, 13 fanentanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08