|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanamiana |
| Fototeny | 2amy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fitafiana omban-dravaka milaza ny voninahitr' ilay mitondra azy ary fitondra amin' ny andro malaza: Nanao ny fanamiany marevaka ny mpiasam-panjakana ambony tamin' Ray fanasan' ny Filohan' ny Nosy.
5Karazan' akanjo manokana ho an' ny antokon' olona iray: Misy sarin' elatra ny fanamian' ny mpamory fiaramanidina. [1.1] 6fitafiana. [Bezanozano] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7a uniform.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8l'uniforme.
[1.8] |
| Ohatra |
9 I Masindahy François de Sales, eveka izatsy manao fanamiana mahafinaritra izatsy.
[2.470]
10 Mitsaoha an'ny Tompo amin'ny fanamiana masina. [2.996] |
| Kamban-teny rehetra | 11akanjo fanamiana |
| Teny iditra (2/2) | 12 fanamiana |
| Fototeny | 13tamy |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
15l'action d'attaquer une maison, un village, de voler, le lieu, la cause.
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 16 famaniana, 17 fanamaina, 18 fanamiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|