|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fanambarana |
| Fototeny | 2ambara |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Filazana zavatra mbola niafina hatramin' izay: Fanambarana ny tetika nataon' ireo olon-dratsy.
5Filazana vaovao lehibe ampahibemaso: Nanao fanambarana tao amin' ny fampielezam-peo ny Filohan' ny Nosy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6revelation, disclosure.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7révélation, action de manifester.
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 8Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 9 fanambarana |
| Fototeny | 10tambatra |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12Fanakambanana, fampiraisana, fanatontaliana, fampitohizana: Ataovy ny fanambarana ireto isa ireto.
[1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 13 Fanambaràna |
| Sokajin-teny | 14 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) |
| Fanazavàna teny anglisy |
15Revelation: one of the books of the Bible.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16Apocalypse: un des livres de la Bible.
[2.996] |
| Voambolana | 17 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 18apokalypsy, apokalypsy, apokalypsy |
| Fivaditsoratra | 19 fanambarana, Fanambaràna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|