|
|
|
|

Teny iditra1 fanalana andro
Singan-teny  2fanala, 3andro
Sokajin-teny  4 kambanteny
Ohatra  5 fanalana andro ny ankizy ny fanondrahana anana isan' andro tsy tapaka ka ahazoany maisambo-tsikovoka sy misaka pirina amin' ilay dobokely fakan-drano. [2.470]
6 Mifampitantara angano iray ho fanalana andro isika indray takariva, dia nentin-kadalana nivenjivenjy hijery ny toerana nisehoan' izany angano izany nony ampitso. [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07