|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanalampiery |
| Singan-teny | 2fanala, 3fiery |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Karazan-daolao misy ankizy miery izay karohin' ny sasany ka izay hita dia mitady kosa indray; raha mitady ka tsy mahita dia manao hoe: afa-po, ary dia miseho amin' izay kosa ilay niery.
[1.1] |
| Voambolana | 6 Kilalao |
| Tovy hevitra | 7alam-piery, fangalam-piery |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|