|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Fanahy Masina |
| Singan-teny | 2fanahy, 3masina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Olona fahatelo amin' ny Trinite Masina aseho matetika amin' ny endriky ny voromahailala.
6Ny Fanahy Masina dia voalaza ho mitsilo ny saina, mankahery ny fo ary monina ao amin' ny fanahin' ny olona marina. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7the Holy Spirit, the third person of the Trinity..
[1.2] |
| Voambolana | 8 Soratra Masina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|