|
|
|
|

Teny iditra1 famoaboasana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3fanazavan-kevitra aorinan' ny fandinihana sy famakafakana natao: Hahaliana ny nanaovany famoaboasana momba ny fihavanana. [1.62#280]
Ohatra  4 Marobe ny famoaboasana efa vita tao anatin'ilay boky. [2.356]
5 Hadihadio avy amin' ny famoaboasana ity lahatsoratra iry izay mety ho endriky ny fiarahamonina vokatry ny fisian' ny saranga. [2.285]
6 Ho velabelarina mandritra ny fiofanana ny fanoratana misy famoaboasana, ny tantaran’ny famoaboasana, ny mampiavaka ny fanoratana misy famoaboasana... [4.56:2017/04/25]
Haiendriteny 
7 Tsotra :
8 Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12