|
|
|
|

Teny iditra1 famela
Fototeny  2vela
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mamela.
5Azo avela: Heloka tsy famela ny anao. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Ce qu’on peut laisser, pardonner, manière de laisser. [1.3#822]
Ohatra  7 fa rehefa tsy azonay tànana hianao, hataonay ahoana no famela anao ho faty irery any; [2.324#]
8 Hataoko ahoana no famela anao ho tahaka an' i Adama, na fampanjary anao ho tahaka an' i Seboima? [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12