|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famantarandrivotra |
| Singan-teny | 2 famantarana, 3 rivotra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Zavatra ahodin' ny rivotra ka ahalalana ny hamafin' ny fitsokan' ny rivotra sy ny fiaviany, na avy atsimo na avy avaratra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [famantaran-drivotra] A weather-cock.
[1.2] |
| Voambolana | 7 Fitaovana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|