|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famantarana |
| Fototeny | 2fantatra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanambarana: Azo lazaina fa famantarana ny afo ny setroka.
5Marika: Samy manisy famantarana ny ombiny ny mpiomPy any an' efitra. 6Filazana: Anaovy famantarana, toy ny tsangan' afo, izahay raha tonga ny fahavalo. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7sign, an indication, a mark, a symptom..
[1.2] 8a sign, an indication, a mark. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9marque.
[1.3, 1.8] 10signe, indication. [1.8] 11signalisation, indice, symptôme. [1.13] |
| Ohatra |
12 famantarana fa mpamosavy, hono.
[1.437#]
13 Ny rano be voay natao famantarana ny ratsy fanahy [2.508#] 14 Ny famantarana ny Firenena mandroso dia izy mahavita tena [2.285#] 15 Vita famantarana sy fandanjana, hitsiny tsy mizaha tavan' olona [1.381#] |
| Kamban-teny rehetra | 16Fikambanana 19 amin' io teny io |
| Lahatsoratra | 17Randzavola: famantarana ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 18 famantarana, 19 manatrafana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|