|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 famafa
Fototeny  2fafa
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4kofafa. [Tambahoaka, Bara] [1.78]
5kifafa. [Sihanaka, Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  6a brush, a broom.. [1.2]
7a broom. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8balai. [1.8, 1.13]
Ohatra  9 Noho izany, indro kosa aho hitarika ny loza ho amin' ny tranon' i Jeroboama, haringako avokoa ny lehilahy izay an' i Jeroboama, na ny andevo na ny olona afaka, amin' Israely, hataoko hoatra ny famafa diky ny famafa ny tranon' i Jeroboama mandra-pahalevony tsy misy intsony. [2.996]
Voambolana  10 Toe-karena: ao an-trano
Tovy hevitra  11kifafa, kofafa
Kamban-teny rehetra  12famafambazaha

Teny iditra (2/2)13 famafa
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny frantsay  15(de fafa : balai).
16Nom général des plantes dont les rameaux sont utilisés pour faire des balais.
17Plus spécialement :. [Sakalava, Betsimisaraka]
18Scoparia dulcis L.
19(Plantaginaceae).
20Très commune dans les régions côtières.
21Le jus exprimé de cette plante est réputé anti-diabétique.
22On en fait boire au malade un petit verre avant chaque repas..
23Henonia scoparia Moq.
24(Amaranthaceae) (voir aussi kifafa).. [1.196]
Voambolana  25 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  26 famafa, 27 mafafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08