|
|
|
|

Teny iditra1 fahizay
Singan-teny  2faha~, 3izay
Sokajin-teny  4 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5Taloha, fahiny, hatrany hatrany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6At that time.. [1.2]
7in former times; in those times. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8dans ce temps-là, à cette époque, depuis longtemps. [1.3#136]
Ohatra  9 Hazo lava na volo no nilanjaraa ny entana fahizay. [2.113#]
10 Nahavita zava-mampitolagaga tokoa ny sinoa fahizay. [2.445#]
Voambolana  11 Fotoana
Tovy hevitra  12fahizany, fehizay

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11