|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fahendrena
Fototeny  2hendry
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny olona hendry: Mbola manan-tombo lavitra amin' ny fahaizana ny fahendrena. [1.1]
Tovy hevitra  5hahendrena
Ohabolana  6 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)7 Fahendrena
Sokajin-teny  8 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  9Randzavola: Fahendrena amin' ny Baiboly. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  10Wisdom: one of the books of the Bible. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  11Sagesse: un des livres de la Bible. [2.996]
Voambolana  12 Soratra Masina

Fivaditsoratra  13 fahendrena, Fahendrena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05