|
|
|
|

Teny iditra1 fahaterena
Fototeny  2tery
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny anglisy  4anguish, strait, straitness, necessities. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  5angoisse, détresse. [2.996]
Ohatra  6 Nisy tamin' ireny ny fitafiana hisoloana sy ny akanjo mivalona, izay navoaka nampiasaina rahefa tonga ny fahaterena. [2.472]
7 Fahoriana sy fahaterena no nahazo ahy; [2.996]
Haiendriteny 
8 Tsotra :
9 Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12