|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 faharivo
Fototeny  2rivo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny rano tsy lalina. [1.1]
Tovy hevitra  5harivo

Teny iditra (2/2)6 faharivo
Fototeny  7arivo
Sokajin-teny  8 mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  9millième: Faharivo izy (Il est le millième). [1.4.fr#522]
Ohatra  10 ary amin' izay tia ahy sy mitandrina ny didiko kosa, mamindra fo hatramin' ny taranaka faharivo. [2.996#]

Fivaditsoratra  11 faharivo, 12 vary faho

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12