|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahamaizinan-kevitra |
| Singan-teny | 2fahamaizinana, 3hevitra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5tsy fahitana mazava izay tena tiana hambara amin'ny hevitra iray izay aroso.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6confusion, obscurité, ambiguïté.
[1.13] |
| Voambolana | 7 Ontam-po |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|