|
|
|
|

Teny iditra1 fahamaizinana
Fototeny  2maizina
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny anglisy  4darkness. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5l'obscurité. [1.3]
6obscurité, ténèbres. [1.8]
Ohatra  7 Maty daholo ny afo tamin'ny tanety, ary mainka avo sasaka ny fahamaizinana [2.324]
8 Tsy tonga tao an-tsainy akory ny hiampanga ahy, na hieritreritra ny fahamaizinana niseho tampoka, fa dia i Doda no diso. [2.4#]
Tovy hevitra  9hamaizinana
Kamban-teny rehetra  10fahamaizinan-kevitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08