|
|
|
|

Teny iditra1 fahamaizinan-kevitra
Singan-teny  2fahamaizinana, 3hevitra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tsy fahitana mazava izay tena tiana hambara amin'ny hevitra iray izay aroso. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6confusion, obscurité, ambiguïté. [1.13]
Voambolana  7 Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12