|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahamaizana |
| Fototeny | 2may |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4burning: hitomany noho ny fahamaizana izay narehitr' i Jehovah (bewail the burning which the Lord hath kindled).
[2.996.en#3.10.6] |
| Ohatra |
5 Tsaboy toy ny mikarakara ratra na fahamaizana mahery vaika (p.
[2.424#]
6 inona no anton' izao fahamaizana loatra hanolotra ireo velaran-tany ahitana fihandronam-by any Soalala izao? [4.27#] 7 fa aoka ny rahalahinareo, dia ny taranak' Isiraely rehetra, no hitomany noho ny fahamaizana izay narehitr' i Jehovah. [2.996#] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|