|
|
|
|

Teny iditra1 fahadimiambinifolo
Singan-teny  2faha~, 3dimy, 4amby, 5folo
Sokajin-teny  6 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7jereo fahadimy amby ny folo. [0]
Ohatra  8 Nanomboka tamin’ny faramparan’ny taonjato fahadimiambinifolo izany [2.366#10]
Voambolana  9 Matematika: rafitrisa

Fivaditsoratra  10 fahadimiambinifolo, 11 fahadimy amby ny folo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12