|
|
|
|

Teny iditra1 fahadimampolo
Fototeny  2dimampolo
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4fiftieth. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  5cinquantième. [3.1]
Ohatra  6 Matanjaka sy be sandry noho izy Ramanambeloma na dia eo amin' ny fahadimampolon' ny taonany eo ho eo aza. [2.470]
Haiendriteny 
7 Tsotra :
8 Tovonana :
Tsipelina hafa  9fahadimam-polo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02