|
|
|
|

Teny iditra1 fahadalana
Fototeny  2adala
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny anglisy  4foolishness. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5La folie, la sottise, l'imbécilité. [1.3]
Ohatra  6 Nahoana izy no nahazo fahadalana amin' ny fisotroana? [2.470]
7 Onena ny fahadalako izy. [2.471]
8 mahefany famonoan'olona, ny fandalsahana ny varatra, ny fankarariana, ny fandemen' olona, ny fahadalan' olona, ». [2.48]
Haiendriteny 
9 Tsotra :
10 Tovonana :
Tovy hevitra  11hadalana
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02