Teny iditra |
eva
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Avona [1.78]
|
| [Taimoro]
Basivava, mpisekoseko, mpirehareha [1.78]
|
|
Teny iditra |
eva
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Famantarana ifanarahana [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Symbole [1.13]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
Eva
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Eva [2.996]
|
Fanazavàna teny malagasy | Vehivavy vadin' i Adama, dia ilay lehilahy voalohany teto ambonin-ny tany araka ny lovantsofin-ny firenena tranainy tany Azia [1.10]
|
|
[1.38]
|
Fanazavàna teny anglisy | Eve [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ève [2.996]
|
Voambolana |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|