Teny iditra | efa milalotra ery ianao izany | |
Singan-teny | efa ; milalotra ; erỳ ; ianao ; izany | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana olona mandeha tsy rototra na manao raharaha mirefarefa noho ny hakamoana [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |