|
|
|
|

Teny iditra1 dridrodridro
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Feon-javatra midilotra; feon-javatra roa mifampikasokasoka ka mikiririoka na mampangintsina any an-tsofina any.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a squeaking sound. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5grincement, craquement, cris des rats. [1.3]
6grincement ; cri des rats. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  12 Feo
Tovy hevitra  13dridroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19