|
|
|
|

Teny iditra1 midredridredry
Fototeny  2dredridredry
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitaraindraina, mitomanimany na mikonetaka lava: Loza raha hidredridredry ii zaza io: tsy fantatra na misy maharary azy na diso mihanta loatra ny anao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to groan, to cry out with pain, to creak.. [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12