|
|
|
|

Teny iditra1 doroana
Fototeny  2doro
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ampirehetina, tsoloana afo: Doroy ireto fako ireto. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be burned. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on brûle, qu'on incendie. [1.8]
Ohatra  7 Ny mpikomy izay nomen'ny olona anarana hoe: Menalamba: dia nandroso matetika hiany ny famelezan'ny Vahoaka; tafihiny, ka alain'ny fananany, doroany ny trano, ary vonoiny ny olona; mafy ny manjo ny vahoaka. [2.59#289]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 andoaro, 13 arodano, 14 arodona, 15 doroana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12