|
|
|
|

Teny iditra1 difotra
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Sarona, rakotra: Difotry ny rano ny tanimbary.
4Rendrika ao anaty: Difotry ny alahelo i Neny tamin' ny nahalasanan' i zoky tany am-pita.
5Ihoarana, milentika ao anaty: Difotry ny mangahazo aho: loza izany raha hatsaran' izay voly. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6submerged, overwhelmed. [1.2, 1.7]
7deluged.
8See safotra, tondraka. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9submergé, dépassé par. [1.3, 1.8]
10plongé dans, qui a disparu sous l'eau, couvert. [1.3]
Ohatra  11 Angamba difotra alahelo loatra izy ka tonga verivery saina. [1.38]
12 difotra ny tanimbary rehetra, ny zehitra amoron' Alaotra lasa ohatra ny farihy ranoray daholo. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  17 difotra, 18 dofitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02