|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 diary |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Boky kely misy ny andro sy ny volana ao anatin' ny taona, izay matetika anamarihana ny asa atao na ny zavadehibe mitranga amin' ny andro tsirairay avy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a diary.
[1.2] 5an agenda. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6agenda.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Nalainy ny diary tany am-paosiny.
[2.499]
8 Rehefa voarehitra ny afo, dia novelariny ny diary, ka novakiny io teny io. [2.324] 9 Nampiasain'izy ireo ny diary hitadidiana ny vaninandro nahaterahan'ny zaza. [2.117] |
| Teny iditra (2/2) | 10 diary
![]() |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
12diary, boky anoratana ny atao sy ny itadidiana ny zava-mitranga isan-andro.
[1.17] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 |
|